Taratasy Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana
Toko faha-15
45
Adama, lehilahy voalohany, natao aina mahavelona; fa Adama faharoa kosa natao fanahy mahavelona.
46
Tsy ny ara-pahany anefa no natao voalohany, fa ny manana aina fotsiny, vao ny ara-panahy.
47
Avy amin'ny tany ny olona voalohany, ka tany; fa avy amin'ny lanitra kosa ny olona faharoa, ka lanitra.
48
Manahaka ny tany izay rehetra tany; ary manahaka ny lanitra izay rehetra lanitra.
49
Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny tany no nitondrantsika ny endriky ny lanitra koa.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0788